Mahaiza mandray fanapahan-kevitra

Posté le 7 novembre 2017 par abondance dans spiritualité

Isika no tompon’ny Fanapahan-kevitra

 

Salamo 145 : 5. Ny lazan’ny voninahitry ny fiandriananao Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.

 

Ny zavatra tena mibahana ao an-tsaintsika ao dia ny fahazarantsika andavanandro.

Raha miaritreritra an’Andriamanitra hatrany isika ary mieritreritra zavatra tsara dia ho lasa fiainantsika mihitsy ny eritreritra tsara. Betsaka ireo zavatra mandalo ao an-tsaintsika isanandro. Ka anjarantsika ny mifidy izay tokony hijanona maharitra ao amintsika mba ho lasa fahazarana. Nomen’ny Tompo fahafaha-manapa-kevitra Andriamanitra ka mila mahay mifidy izay ho fanapahan-kevitra raisintsika. Fa rehefa matetika ampiharinao ny zavatra iray dia ho lasa fahazarana. Arakaraka ny hitomboan’ny fotoana hamakiantsika Baiboly, hivavahana, hiderana an’Andriamanitra, ary hifaneraserana amin’ny olona efa mpino no hampitombo ny finoanao ary hampitombo ny eritreritra tsara ao aminao. Dia mahaiza mandray fanapaha-kevitra àry

 

 

Mahazoa fahombiazana.

 

Raha misy fanontaniana dia apetraho etsy ambany fa ho valianay am-pitiavana.

 

MA VIE EN ABONDANCE

Répondre

D'autres nouvelles

Non classé

Bonjour tout le monde

Bonjour tout le monde

    BIENVENUEMES CHER(E)S AMI(E)S.   Vous ëtes ici. Je crois bien que vous avez besoin d’une ...

spiritualité

BESOIN D’UNE VIE EN ABONDANCE

BESOIN D’UNE VIE EN ABONDANCE

Que la paix soit avec vous. Je sais que vous avez ...

MOFONAINA NY ALAROBIA 19 OKTOBRA 2017. SALAMO 39:6-13

  Salamo nataon’i Davida, nanehoany fa mandalo izao fiainana izao. Manoloana ...

MOFONAINA NY 18 OKTOBRA 2017. IIMpanj 20:1-7

Nampahafantarin’Andriamanitra an’i Hezekia fa hahafaty azy NY aretiny. Vao maika ...

Mofonaina anio Talata 17 Oktobra 2017. Lioka 18: 1-8

MAHERY VAVAKA NY VAVOLOMBELONA MARINA Ny hoe : mahery vavaka dia ...

Faly mandray anao

Faly miarahaba anao tongasoa eto amin’ity pejy ity! Tonga eto ianao; ...

Catholiques à Livry-Gargan |
Matregbezawe |
Visitation de la Dame de to... |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Schedule
| Fin de l'empire al Mad...
| Biblevouscachechtiment