Archive pour novembre 2017

Mahaiza mandray fanapahan-kevitra

Posté le 7 novembre 2017 par abondance

Isika no tompon’ny Fanapahan-kevitra   Salamo 145 : 5. Ny lazan’ny voninahitry ny fiandriananao Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.   Ny zavatra tena mibahana ao an-tsaintsika ao dia ny fahazarantsika andavanandro. Raha miaritreritra an’Andriamanitra hatrany isika ary mieritreritra zavatra tsara dia ho lasa fiainantsika mihitsy ny eritreritra tsara. Betsaka ireo zavatra mandalo ao an-tsaintsika […]

Lire la suite de cet article »

NY FOMBA HANANANA FIADANANA

Posté le 1 novembre 2017 par abondance

NY FIADANANA DIA AVY AMIN’NY FAHAIZA-MIFALY AMIN’IZAY EFA ANANANA. Ny hoe mahay mifaly amin’izay efa ananana dia tsy fihetseham-po mihitsy fa fanapahan-kevitra. Tsy midika ihany koa hoe tsy te hiova na tsy te hivoatra. Fa mijery ny lafy tsaran’izay efa azo sy hatrehina. I Timoty 6 : 8. Fa raha manan-kanina sy fitafiana isika, dia […]

Lire la suite de cet article »

D'autres nouvelles

Non classé

Bonjour tout le monde

Bonjour tout le monde

    BIENVENUEMES CHER(E)S AMI(E)S.   Vous ëtes ici. Je crois bien que vous avez besoin d’une ...

spiritualité

BESOIN D’UNE VIE EN ABONDANCE

BESOIN D’UNE VIE EN ABONDANCE

Que la paix soit avec vous. Je sais que vous avez ...

MOFONAINA NY ALAROBIA 19 OKTOBRA 2017. SALAMO 39:6-13

  Salamo nataon’i Davida, nanehoany fa mandalo izao fiainana izao. Manoloana ...

MOFONAINA NY 18 OKTOBRA 2017. IIMpanj 20:1-7

Nampahafantarin’Andriamanitra an’i Hezekia fa hahafaty azy NY aretiny. Vao maika ...

Mofonaina anio Talata 17 Oktobra 2017. Lioka 18: 1-8

MAHERY VAVAKA NY VAVOLOMBELONA MARINA Ny hoe : mahery vavaka dia ...

Faly mandray anao

Faly miarahaba anao tongasoa eto amin’ity pejy ity! Tonga eto ianao; ...

Catholiques à Livry-Gargan |
Matregbezawe |
Visitation de la Dame de to... |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Schedule
| Fin de l'empire al Mad...
| Biblevouscachechtiment