Faly mandray anao

Posté le 15 octobre 2017 par abondance dans spiritualité

Faly miarahaba anao tongasoa eto amin’ity pejy ity!

Tonga eto ianao; fantatro fa miandrandra fahombiazana mihitsy no antony hatongavanao eto.
Mino aho fa izao fahatongavanao eto izao dia handraisanao zava-tsoa sy fahombiazana.
Hamaly izany hetahetanao izany mihitsy no antom-pisian’ity blaogy ity. Satria samy entina eto avokoa ny
fomba rehetra hahazoanao fahombiazana sy hahatafita anao amin’ny fiainanao manontolo.
Ny maha olona anao dia arafitry ny Fanahy sy saina ary vatana, ary ireo rehetra ireo dia mila fahombiazana avokoa.
Noho izany dia atolotra anao eto avokoa ny sehatra samihafa hivoaranao amin’ny maha olona anao.
Hita ato ny fampivoarana ny ara-panahy amin’ny alalan’ny Toriteny sy Fampianarana.
Hisy ny TOLOTRA ASA izay hampivoatra anao ara-bola sy araka asa.
Fa mba hahafahanao mifidy ny asa izay tena tianao dia manolotra anao fampiofanana araka asa ihany koa izahay (formation en ligne).
Ao anatin’io fampiofanana amin’ny zotra io no ahitanao momba ny:

  • « Maitrise financière »
  • « creation site web »
  • « création d’une entreprise »
  • divers « developpements personnels bibliques »

Antom-pisian’ity blao ity mihitsy ary fifaliana lehibe ho anay tompon’andraikitra ny mahita anao mitombo

  1. Fitomboana ara-panahy
  2. Fitomboana ara-tsaina
  3. Fitomboana ara-nofo

Dia mirary anao hitombo amin’ny tsara hatrany

Répondre

D'autres nouvelles

Non classé

Bonjour tout le monde

Bonjour tout le monde

    BIENVENUEMES CHER(E)S AMI(E)S.   Vous ëtes ici. Je crois bien que vous avez besoin d’une ...

spiritualité

BESOIN D’UNE VIE EN ABONDANCE

BESOIN D’UNE VIE EN ABONDANCE

Que la paix soit avec vous. Je sais que vous avez ...

MOFONAINA NY ALAROBIA 19 OKTOBRA 2017. SALAMO 39:6-13

  Salamo nataon’i Davida, nanehoany fa mandalo izao fiainana izao. Manoloana ...

MOFONAINA NY 18 OKTOBRA 2017. IIMpanj 20:1-7

Nampahafantarin’Andriamanitra an’i Hezekia fa hahafaty azy NY aretiny. Vao maika ...

Mofonaina anio Talata 17 Oktobra 2017. Lioka 18: 1-8

MAHERY VAVAKA NY VAVOLOMBELONA MARINA Ny hoe : mahery vavaka dia ...

Faly mandray anao

Faly miarahaba anao tongasoa eto amin’ity pejy ity! Tonga eto ianao; ...

Catholiques à Livry-Gargan |
Matregbezawe |
Visitation de la Dame de to... |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Schedule
| Fin de l'empire al Mad...
| Biblevouscachechtiment